ANDAO!
Ny gazety-boky ANDAO! dia mitondra tantara sy fifampizarana isan-karazany izay milaza ny asanâAndriamanitra, fampaherezana ary fampianarana ilaina aminâny fiainana kristianina. Manazava ihany koa ny hevitry ny Iraka Lehibe ho anâny kristianina araka ny Soratra Masina aminâny sehatra maro samihafa, ary manentana ny kristianina hanatanteraka izany Iraka Lehibe izany.
Ny vavaka ataonay dia ny mba hitarika hetsika hampandroso ny fampielezana ny fitiavanâAndriamanitra sy ny voninahiny manerana izao tontolo izao, ny feo afrikanina izay hita ato aminâity gazety-boky ity.
Taratasy voalohany navoakanay